Académie Fahombiazana Mitarika, manampy, manosika anao any amin'ny Fahombiazana


Misy fanontaniana tianao
apetraka ve ?

Efa nisoratra anarana ianao ? ampidiro eto ambany ary ny e-mail sy ny mot de passe-nao :

Adiresy e-mail

Mot de passe

Adino ny "mot de passe" ?

Mbola tsy nisoratra anarana ? Cliquer-o eto


1 volana GRATUIT!

 

Fomba ahazoana vola avy any amin’ny Académie Fahombiazana : "parrainage rémunéré"

(Ampiakaro ny volume amin'ny hauts-parleurs ampiasainao dia alefaso ny vidéo eto ambany)

 

Rehefa mamporisika ny olona fantatrao hiditra hianatra ato amin’ny Académie ianao dia mahazo fihenam-bidy amin’ny saram-pianarana. Mety ho lasa maimaim-poana mihitsy aza ny fanarahanao ny fampianarana.

Kanefa koa tsy vitan’izay hoe mahazo fihenam-bidy izay ihany ianao, fa arakaraka ny habetsaky ny olona ampidirinao ato amin’ny Académie dia mbola mahazo vola koa ianao.

Isaky ny olona 5 avy aminao manaraka ny fampianarana izany dia mahazo « commission » 1000 Ar isam-bolana (farafahakeliny) ianao. Farafahakeliny io fa miankina amin’ny ambaratonga sy ny zavatra hafa andoavan’ilay olona vola ato amin’ny Académie.

Ao amin’ilay lien « Parrainage » ao amin’ny « espace membre » no ahitanao ny zavatra atao rehetra momba ny fampidirana olona avy any aminao ato amin’ny Académie Fahombiazana.

Rehefa misoratra anarana manaraka ny fampianarana ato amin'ny Académie Fahombiazana fotsiny ianao dia efa mandray anjara amin'ity "parrainage rémunéré" ity.